|
Ny abidy dia ny fitambaran'ireo tarehin-tsoratra amin'ny tenim-pirenena tsirairay avy.
Ny abidy malagasy dia misy tarehitsoratra 21 : a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
Ny abidy ihany koa dia fiantsoana ny fototry ny zavatra iray na ny fahaizana iray.
|