Hiram-pirenena

Article on other languages:

del.icio.us del.icio.us
Digg Digg
Furl Furl
Reddit Reddit
Rojo Rojo
Add to OnlyWire

Ny Hiram-pirenena, amin'ny ankapobeny, dia hira manambara fitiavan-tanindrazana ka mankalaza an-kira na ny tantara, na ny fomban-drazana na ny ady sarotra izay niainan'ny firenena iray. Io hira io dia voatokana amin'ny fomba ofisialy ho hira fanevan'ny fanjakana ka mety ny mpitondra fanjakana no mamaritra izany na ny vahoaka izay nampiasa ny hira matetika.

Tamin'ny taon-jato faha 19 no nahazo vahana ny fananana hiram-pirenena tamin'ireo firenena eropeana.

Hiram-pirenena malagasy: Ry Tanindrazanay malala ô.

This article is from Wikipedia. All text is available under the terms of the GNU Free Documentation License.