|
Article on other languages:
|
Mbola ambangovangony ihany ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny manampy ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin'ny tongotra roa. Ny olombelona dia malaza amin'ny fahakingan'ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany. |
This article is from Wikipedia. All text is available under the terms of the GNU Free Documentation License.