Ranomasimbe

del.icio.us del.icio.us
Digg Digg
Furl Furl
Reddit Reddit
Rojo Rojo
Add to OnlyWire

Ny ranomasimbe dia velarandrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina tokony ho 4000 m, eo anelanelan'ny kontinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefan'ny velaran'ny tany dia rakotra ranomasimbe avokoa.

Ny ranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika

This article is from Wikipedia. All text is available under the terms of the GNU Free Documentation License.